KRISTY MPANAFAKA (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Izay miaraka amin’i Kristy
Tsy ho resin’ny fakam-panahy
Satria Izy efa nandresy tety
Ka tsy misy izay mampanahy.

Fiv.
Raha toa ka be ny ady manjo
Mety ixsm hahazo ny fo
Tsarovy fa mbola ao Kristy
Hanafaka ny mampahory

2.
Raha Izy no avela hanafaka
Ireo gadra mamatotra anao
Izay tononkira.serasera.org manangoly ny fo sy fanahy usbk
Dia ho afaka tokoa ianao.

3.
Ekeo ho mpanafaka anao Kristy
Dia ho foana ireo loza ety
Ka arvhi raiso izao famonjena izao
Izay atolotr’i Kristy ho anao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEFI
Visites : 1432
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0335