ISAORANAY NY TOMPONAY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay ny bgnti Tomponay
Isaoranay Andriamanitray
Isaoranay ny Anaranao
Fa be fitia hianao Jehovah Tomponay
Hosana Haleloia
An’i Jehovah mpamindra fo
Isaoranay ny Tomponay
Fa be fiantra Mpanome ny soa
Isaoranay pojxx hianao Tomponay
Fa be fiantra Hianao
Miderà ry mponin’am’ny tany
Asandrato re ny dera sy ny Haleloia
Isaoranay ny Tomponay
Isaoranay fa be fitia hdqjlctk ny Andriamanitray
Isaoranay ny Anaranao fa be fitia
Jehovah Tomponay
Isaoranay Isoranay Jehovah Tomponay
Isaoranay mandrakizay doria Ny anaranao
Isaoranay Isaoranay Jehovah Tomponay
Isaoranay mandrakizay doria Ny tononkira.serasera.org Anaranao
Haleloia Amen!
Isaoranay Andriamanitray
Isaoranay ny Anaranao
Fa be fitia hianao Jehovah Tomponay
Hosana Haleloia
An’i Jehovah mpamindra fo
Isaoranay ny Tomponay
Fa be fiantra Mpanome ny soa
Isaoranay pojxx hianao Tomponay
Fa be fiantra Hianao
Miderà ry mponin’am’ny tany
Asandrato re ny dera sy ny Haleloia
Isaoranay ny Tomponay
Isaoranay fa be fitia hdqjlctk ny Andriamanitray
Isaoranay ny Anaranao fa be fitia
Jehovah Tomponay
Isaoranay Isoranay Jehovah Tomponay
Isaoranay mandrakizay doria Ny anaranao
Isaoranay Isaoranay Jehovah Tomponay
Isaoranay mandrakizay doria Ny tononkira.serasera.org Anaranao
Haleloia Amen!
--------
Rohy:
