ISAORANAY NY TOMPONAY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay ny Tomponay
Isaoranay Andriamanitray
Isaoranay ny Anaranao
Fa be fitia hianao Jehovah Tomponay
Hosana Haleloia
An’i Jehovah mpamindra fo
Isaoranay ny Tomponay
Fa be fiantra Mpanome twwquyo ny soa
Isaoranay hianao Tomponay
Fa be fiantra Hianao
Miderà ry mponin’am’ny tany
Asandrato re ny dera tononkira.serasera.org sy ny Haleloia
Isaoranay ny hjwp Tomponay
Isaoranay fa be fitia ny Andriamanitray
Isaoranay ny Anaranao fa be fitia
Jehovah Tomponay
Isaoranay Isoranay Jehovah Tomponay
Isaoranay mandrakizay doria Ny anaranao
Isaoranay xbvhxlnm Isaoranay Jehovah Tomponay
Isaoranay mandrakizay doria Ny Anaranao
Haleloia Amen!
Isaoranay Andriamanitray
Isaoranay ny Anaranao
Fa be fitia hianao Jehovah Tomponay
Hosana Haleloia
An’i Jehovah mpamindra fo
Isaoranay ny Tomponay
Fa be fiantra Mpanome twwquyo ny soa
Isaoranay hianao Tomponay
Fa be fiantra Hianao
Miderà ry mponin’am’ny tany
Asandrato re ny dera tononkira.serasera.org sy ny Haleloia
Isaoranay ny hjwp Tomponay
Isaoranay fa be fitia ny Andriamanitray
Isaoranay ny Anaranao fa be fitia
Jehovah Tomponay
Isaoranay Isoranay Jehovah Tomponay
Isaoranay mandrakizay doria Ny anaranao
Isaoranay xbvhxlnm Isaoranay Jehovah Tomponay
Isaoranay mandrakizay doria Ny Anaranao
Haleloia Amen!
--------
Lien:
