IREO MPIANDRY ONDRY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ypemat Reo tononkira.serasera.org mpiandry ondry Izay nitoetra tany antsaha
Nitandrina oemxtqg ny ondriny
Ary nisy anjely Nanambara hoe
Aza matahotra fa mpamonjy no teraka ppohbwa ho anareo
Voninahitra, voninahitra anie
Ho amin’ny avo indrindra
Ho an’Andriamanitra
Fiadanana anie,
Ho ety an-tany
Ho amin’ny olona ankasitrahany
Nitandrina oemxtqg ny ondriny
Ary nisy anjely Nanambara hoe
Aza matahotra fa mpamonjy no teraka ppohbwa ho anareo
Voninahitra, voninahitra anie
Ho amin’ny avo indrindra
Ho an’Andriamanitra
Fiadanana anie,
Ho ety an-tany
Ho amin’ny olona ankasitrahany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 2271
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 18:01
