IREO MPIANDRY ONDRY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reo mpiandry ondry Izay nitoetra tany antsaha
Nitandrina ny ondriny igmfest
Ary nisy anjely Nanambara hoe
Aza matahotra fa mpamonjy no teraka ho anareo
Voninahitra, voninahitra anie
Ho amin’ny avo indrindra olkidnwv
Ho an’Andriamanitra
Fiadanana anie,
Ho ety an-tany
Ho amin’ny olona tononkira.serasera.org csiwg ankasitrahany
Nitandrina ny ondriny igmfest
Ary nisy anjely Nanambara hoe
Aza matahotra fa mpamonjy no teraka ho anareo
Voninahitra, voninahitra anie
Ho amin’ny avo indrindra olkidnwv
Ho an’Andriamanitra
Fiadanana anie,
Ho ety an-tany
Ho amin’ny olona tononkira.serasera.org csiwg ankasitrahany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 2270
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 18:01
