HO MPIANATRAO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Miantso ny xrntavk Anaranao izahay (‘Zahay)
Am’izao ora sy fotoana mamy izao
Ry Andriamanitra Tsitoha Mpanavotra anay
Manatreha anay Hianao
Notanterahinao ny Teny fanekenao
Tsy mba hamela anay ho irery tokoa Hianao wzhpjdvu
Indro narotsakao aminay ny hafaliana
‘Zay tsy mba azonay vidiana
fiv
Ny fanompoana, tsapa sy tsaroana
Fa mampahery mampitombo finoana
‘Zay mandre (mandre ny teny)
Manavao (ny fanekeny)
Ka ny fo (ny fo nomeny)
Marika (ny fandreseny)
Tsy misy na iray, nolavinao ‘zahay
No raisinao Jesosy ô !
Ho Mpianatrao
2
Inoanay tokoa fa eto Hianao (Hianao) tononkira.serasera.org
No miandry ‘reo ‘zay te-hanatona Anao
Ka vonona hiala ny ratsy izay fanao
Hahita izany Tavanao
Indro natsotranao izany Tànanao
Amin’izay rehetra te-hiverina aminao
Handraisanao dfkdqua ny fony, izay tsy mba nety tony
Teny amin’izao tontolo izao.
Am’izao ora sy fotoana mamy izao
Ry Andriamanitra Tsitoha Mpanavotra anay
Manatreha anay Hianao
Notanterahinao ny Teny fanekenao
Tsy mba hamela anay ho irery tokoa Hianao wzhpjdvu
Indro narotsakao aminay ny hafaliana
‘Zay tsy mba azonay vidiana
fiv
Ny fanompoana, tsapa sy tsaroana
Fa mampahery mampitombo finoana
‘Zay mandre (mandre ny teny)
Manavao (ny fanekeny)
Ka ny fo (ny fo nomeny)
Marika (ny fandreseny)
Tsy misy na iray, nolavinao ‘zahay
No raisinao Jesosy ô !
Ho Mpianatrao
2
Inoanay tokoa fa eto Hianao (Hianao) tononkira.serasera.org
No miandry ‘reo ‘zay te-hanatona Anao
Ka vonona hiala ny ratsy izay fanao
Hahita izany Tavanao
Indro natsotranao izany Tànanao
Amin’izay rehetra te-hiverina aminao
Handraisanao dfkdqua ny fony, izay tsy mba nety tony
Teny amin’izao tontolo izao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1268
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 14:37
