FOANA NY FASANA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv.
Indro fa marina,
Tsy namboamboarina
Foana tokoa re ny Fasana
1
Zay nahita fahiny Dia ny mpianatra tiany
Sahy nijoro Mandrak’ankehitriny
Tsy mba tratry ny lo Lay Tompo Jesoa
Te hamonjy anao Izy ka mba zufjhfh henoy
2 tsy hiraina ny andininy faharoa ity
(Tamin’izany koa Ny maman’i Tompo Jesoa
Na dia olon-tsotra aza Ity Maria apuimso virijina
Sahy nanambara Satria nahita fitia
Raha nanandra-peo Nisaotra nidera)
3
Ny mpianatra hafa, Izay variana nitafa
Niainga avy hatrany Tsy mba nihafahafa
Nampiasainy ny hery nampiasainy ny saina
Tsy nitaraina Na dia hihatra aman’aina.
4
Ndrisy anefa tononkira.serasera.org ry Ray, Lay mitovy aminay
Tsy mba nino fa toa Nanombo Anao indray
Saingy ianao moa Dia mpamindra fo
Ry Tomasy bgkqifd kasiho F’ity re ny holatro.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1894
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 14:05