FOANA NY FASANA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv.
Indro fa marina,
Tsy namboamboarina
Foana tokoa re ny Fasana
1
Zay nahita fahiny Dia ny mpianatra tiany
Sahy nijoro ibjrzgp Mandrak’ankehitriny
Tsy mba tratry ny lo Lay Tompo Jesoa
Te hamonjy anao Izy ka mba henoy
2 tsy hiraina ny andininy faharoa ity
(Tamin’izany koa Ny maman’i Tompo Jesoa pblqma
Na dia olon-tsotra aza Ity Maria virijina
Sahy nanambara Satria nahita fitia
Raha nanandra-peo Nisaotra nidera)
3
Ny mpianatra hafa, pitrr Izay variana nitafa
Niainga avy hatrany Tsy mba nihafahafa
Nampiasainy ny hery nampiasainy ny saina
Tsy nitaraina Na dia hihatra tononkira.serasera.org aman’aina.
4
Ndrisy anefa ry Ray, Lay mitovy aminay
Tsy mba nino fa toa Nanombo Anao indray
Saingy ianao moa Dia mpamindra fo
Ry Tomasy kasiho F’ity re ny holatro.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 1976
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 14:05