Feo iray (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kanto iray, feo miray
Hira samihafa loko
Manandratra fxebiuqf ny Anaranao
Mandravaka ny fiananay

Ref :
Feo iray no entinay wespjs Aminao
Hanambara ny Hatsaranao
Fa mahery ny Fitiavanao
Mampiray mampifaly ny fonay

Tsy mifidy olon'Izy
Tsy manavaka foko
Fa samy Malagasy iray
Ka hiaraka hihira hoe : (Ref)

Eny na dia jjmhw ratsy aza tononkira.serasera.org aho
Dia tolory fitiavana
Fa zanak'Andriamanitra
Mpandova ny Lanitra : (Ref)

Mampiray mampifaly
Fa Ianao mampahery ahy
Vonon'izahay ny hanompo Anao
Mandrakizay

A/C : ER 2006

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEFI
Vangy : 2576
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : choralefefi
Daty : 22/09/2016 07:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0373