Feo iray (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kanto iray, feo miray
Hira samihafa loko
Manandratra ny Anaranao
Mandravaka ny fiananay

Ref :
Feo iray no entinay Aminao
Hanambara ny Hatsaranao
Fa vznwskn mahery ny wpdz Fitiavanao
Mampiray mampifaly ny fonay

Tsy mifidy olon'Izy
Tsy manavaka foko
Fa samy Malagasy iray
Ka hiaraka lujqtpxi hihira hoe : (Ref)

Eny na dia ratsy aza aho
Dia tolory fitiavana
Fa zanak'Andriamanitra
Mpandova ny Lanitra : (Ref)

Mampiray mampifaly
Fa Ianao mampahery ahy
Vonon'izahay ny tononkira.serasera.org hanompo Anao
Mandrakizay

A/C : ER 2006

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEFI
Hits : 2578
Likes : 0 Like
Created by : choralefefi
Date : 22/09/2016 07:46
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312