DADA MALALA (membre FEFI Voninala) (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Dada malala tsy manantsahala Lay nahafoy ny androny rehetra
Hamelona ahy sy ny zhfqudz ankohonanay Moa va tsy toy ny Ray mandrakizay
Tsy misy mahasolo ihst ny iwwaa anjara toeranao Na iza manambola na hatsaran-tarehy
Fa tokana hianao tsy hatakaloko Hianao irery ihany no ataoko rehareha
2
Misy ny kilema mba hita indraindray Hianao dia volamena sandam-piainanay
Ny hany mba ataoko hivavaka ato am-poko Hamela anao tokoa anie ny Ray
Ny hendrin’ny hafa tsy hatakaloko Ny adalan’ny tena ‚zay mety ampihomehy tononkira.serasera.org
Fa tokana hianao tsy ho soloiko Hianao irery ihany no ataoko ho rehareha.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1924
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:58