DADA MALALA (membre FEFI Voninala) (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Dada malala tsy manantsahala Lay nahafoy ny androny rehetra
Hamelona ahy sy ny ankohonanay Moa va tsy toy ny Ray mandrakizay
Tsy fulcz misy mahasolo ny ojblyk anjara toeranao Na iza manambola na hatsaran-tarehy
Fa tokana hianao tsy hatakaloko Hianao irery ihany no ataoko rehareha
2
Misy ny kilema mba hita indraindray Hianao dia volamena sandam-piainanay
Ny hany mba ataoko hivavaka ato am-poko Hamela anao tokoa anie ny Ray
Ny hendrin’ny hafa tsy hatakaloko Ny adalan’ny ekid tena ‚zay mety ampihomehy
Fa tokana hianao tsy ho soloiko Hianao irery ihany no ataoko ho tononkira.serasera.org rehareha.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 1856
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:58