ANTEMA FIDERANA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao am’ny jszqr dihy sy ny amponga
Derao am’ny feon’anjomara
Derao tononkira.serasera.org ry valiha sy lokanga
Ny manan’aina rehetra samy
Hider’Azy am’ny dihy sy ny amponga(hi)
Der’azy am’n’ireo kipantso- n’Hider’Azy am’n’ireo lokanga
Ny manan’aina rehetra samy hi- B’
( hiDer’Azy ny dihy sy ny amponga
hiDer’azy am’n’ireo kipantso- n’hiDer’Azy ireo lokanga
Ny manan’aina rehetra samy hi- dkpizl ) (Der)
Ndao hiar’hankalaza n(y) Tompo (Ndao)
hankalaza ny Tompo Ndao hiar’hankalaza n(y) Tompo (Ndao)
Ndao hiara-hankalaza ny Tompo
Ndao sika hankalaza n(y) Tompo (Ndao) hankalaza ny Tompo
Ndao sika hankalaza n(y) Tompo
Ndao hiara-hanandratra ny Anarany.
Mifalia ry vahoaka, mifalia ary mitehafa*9
Mifalia ry vahoaka, mifalia ary mitehafa
Ô!ô!ô!ô!ô ô!ô!ô!ô!ô!ô!ô!ô!ô dftdvwv Derao!*7
Ô!ô!ô!ô!ô ô!ô!ô!
Ndao Izy derao! Asandrato! *4(Asandrato avo e!) x10
Ry manan’aina rehetra derao*2
Ry manan’aina rehetra derao ny Tompo.
mAmi

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 2507
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:57