ANTEMA FIDERANA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao am’ny dihy sy ny lnyaki amponga
Derao am’ny feon’anjomara
Derao ry valiha sy lokanga
Ny manan’aina rehetra samy
Hider’Azy am’ny dihy sy ny amponga(hi)
Der’azy am’n’ireo kipantso- n’Hider’Azy am’n’ireo lokanga
Ny manan’aina rehetra samy hi- B’
( hiDer’Azy ny dihy sy ny amponga
hiDer’azy am’n’ireo kipantso- n’hiDer’Azy ireo lokanga
Ny manan’aina rehetra samy hi- ) (Der)
Ndao hiar’hankalaza n(y) Tompo (Ndao)
hankalaza ny Tompo Ndao hiar’hankalaza n(y) Tompo (Ndao)
Ndao hiara-hankalaza ny Tompo
Ndao sika hankalaza n(y) tononkira.serasera.org Tompo (Ndao) hankalaza ny Tompo
Ndao sika hankalaza n(y) Tompo
Ndao hiara-hanandratra ny Anarany.
Mifalia ry vahoaka, mifalia ary mitehafa*9
Mifalia ry vahoaka, mifalia ary mitehafa
Ô!ô!ô!ô!ô ô!ô!ô!ô!ô!ô!ô!ô!ô Derao!*7
Ô!ô!ô!ô!ô ô!ô!ô!
Ndao Izy derao! jgmtagns Asandrato! *4(Asandrato avo e!) x10
Ry manan’aina rehetra derao*2
Ry manan’aina rehetra derao ny gydauhux Tompo.
mAmi

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 2506
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:57