Ankino Aminy (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Zovy moa no tsy nanota tamintsika
Tsy mba nisy na iray sahy hilaza
Fa Jesosy no tonga hiantso ny mpanota
Mba hiverina indray ao am-bala
Fiv. Ankino aminy ny fiainanao
Fa izy irery tononkira.serasera.org no azo itokiana
Fa ny sandriny mrtjfyex npsuv mitsotra eo aminao
Te handray antanana ny fiainanao
2. Manaton’an’Andriamanitra iuyngfw ianao
Aza dia variana loatra ety sao tara
efa ela izy no nitady anao
Atolory ary izao ny fonao
3. AndriamanitR’ô ! tahio ty zanakao
Tano mba ho eo ambany elatrao
vavaka mipololotra avy ao ampoko
Ampy ho ahy Jesosy fahasoavanao
Tsy mba nisy na iray sahy hilaza
Fa Jesosy no tonga hiantso ny mpanota
Mba hiverina indray ao am-bala
Fiv. Ankino aminy ny fiainanao
Fa izy irery tononkira.serasera.org no azo itokiana
Fa ny sandriny mrtjfyex npsuv mitsotra eo aminao
Te handray antanana ny fiainanao
2. Manaton’an’Andriamanitra iuyngfw ianao
Aza dia variana loatra ety sao tara
efa ela izy no nitady anao
Atolory ary izao ny fonao
3. AndriamanitR’ô ! tahio ty zanakao
Tano mba ho eo ambany elatrao
vavaka mipololotra avy ao ampoko
Ampy ho ahy Jesosy fahasoavanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 2353
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 12/10/2015 13:51
