Ankino Aminy (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Zovy moa no tsy nanota tamintsika
Tsy mba tononkira.serasera.org nisy na iray sahy hilaza
Fa Jesosy no tonga hiantso ny mpanota
Mba hiverina indray ao am-bala
Fiv. Ankino lmbjr aminy ny fiainanao
Fa izy irery no azo itokiana
Fa ny sandriny mitsotra eo lzpd aminao
Te handray antanana ny fiainanao
2. Manaton’an’Andriamanitra ianao
Aza dia variana loatra ety sao tara
efa ela izy no nitady anao
Atolory ary izao ny fonao
3. AndriamanitR’ô ! tahio ty zanakao
Tano mba ho eo jxjml ambany elatrao
vavaka mipololotra avy ao ampoko
Ampy ho ahy Jesosy fahasoavanao
Tsy mba tononkira.serasera.org nisy na iray sahy hilaza
Fa Jesosy no tonga hiantso ny mpanota
Mba hiverina indray ao am-bala
Fiv. Ankino lmbjr aminy ny fiainanao
Fa izy irery no azo itokiana
Fa ny sandriny mitsotra eo lzpd aminao
Te handray antanana ny fiainanao
2. Manaton’an’Andriamanitra ianao
Aza dia variana loatra ety sao tara
efa ela izy no nitady anao
Atolory ary izao ny fonao
3. AndriamanitR’ô ! tahio ty zanakao
Tano mba ho eo jxjml ambany elatrao
vavaka mipololotra avy ao ampoko
Ampy ho ahy Jesosy fahasoavanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 2355
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 12/10/2015 13:51
