ANDEHA RE HO ZAKAINA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Andeha re ho xnctgrj zakaina Raha ny hazo fijaliana
No misakana tsy azahoana llay tononkira.serasera.org fonenana tsy mba vidina
Tsy aleo ve dieny ety tokoa No miharitra zava-manjo
Toy izay rehefa eo andapan-dRay Vao ho lavina mandrakizay
Fiv.
O mba andrandrao (andrandrao)
Lay lapasoa ho anao (ho anao)
Efa vonona ao (efa vonona ao) bikv
Ho ahy ary koa ho anao O avia re (o avia re)
Avia ka mijere (ka mijere) Fa sambatra‚ zay tafiditra ao
2
Andeha re ho resena Raha toa ka ny fakam-panahy
No jadona izay manakana Tsy handovana ny lapan’ny Ray asxnx
Zay nambaran’ny fa ho an’ny olona Voafantina sy voafidy
Nahatanteraka fihazakazahana Tsara saina nahay nisafidy

--------
Rohy: