Mangorakoraka (Fefi Angodona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mangorakoraka ny ao gsotu am-poko ao
Ka te-hiantoraka, ho eo an-tratranao
Jesoa Mpamojiko, Mpamela heloka
Hery sy tokiko, tononkira.serasera.org ny Zokiko
Tsy mba namela ahy ho irery
Manjohizohy ny diako
Miahy foana sy mijery
Mitsinjo manazava ny alehako

2- Izao vao tsapako sy tena fantatro
Fa tsinotsinona aho manoloana Anao
Ka miangavy re sy mitalaho hoe:
Aza tsarovana e ! ny heloko be
Tsy tonga hanameloka tokoa
No uxopzs nahatongavana Jesoa
Na zovy te hiverina aminao yqbalczg
Dia raisinao ho sambatra mandrakizay

Pst Sacha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fefi Angodona
Vangy : 11
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kantoniaina
Daty : 09/09/2026 13:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316