Mangorakoraka (Fefi Angodona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mangorakoraka ny ao am-poko ao
Ka te-hiantoraka, ho eo an-tratranao
Jesoa Mpamojiko, Mpamela heloka
Hery sy tokiko, ny Zokiko
Tsy mba namela ahy ho irery
Manjohizohy ny diako
Miahy foana sy mijery
Mitsinjo manazava ny alehako
2- Izao tononkira.serasera.org iwrffhr vao tsapako sy tena fantatro
Fa tsinotsinona aho manoloana Anao
Ka miangavy re sy mitalaho hoe:
Aza tsarovana e ! ny heloko be
Tsy jmjbkyr tonga hanameloka tokoa
No nahatongavana Jesoa
Na zovy te hiverina aminao
Dia raisinao ho sambatra tteoil mandrakizay
Pst Sacha
Ka te-hiantoraka, ho eo an-tratranao
Jesoa Mpamojiko, Mpamela heloka
Hery sy tokiko, ny Zokiko
Tsy mba namela ahy ho irery
Manjohizohy ny diako
Miahy foana sy mijery
Mitsinjo manazava ny alehako
2- Izao tononkira.serasera.org iwrffhr vao tsapako sy tena fantatro
Fa tsinotsinona aho manoloana Anao
Ka miangavy re sy mitalaho hoe:
Aza tsarovana e ! ny heloko be
Tsy jmjbkyr tonga hanameloka tokoa
No nahatongavana Jesoa
Na zovy te hiverina aminao
Dia raisinao ho sambatra tteoil mandrakizay
Pst Sacha
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fefi AngodonaHits : 229
Likes : 1 Like
Created by : Kantoniaina
Date : 09/09/2026 13:45
