tsy lafatra (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
moa va mba nisy fotoana
Nandinihanao tena
Mba tsy hanejikejika foana ny hafa
ianao anie tsy volamena
fa mandia tany ihany isika ka solafaka
miloloha lanitra ka lena
manadio tena tsy lafatra
misy indro tononkira.serasera.org kely ho tefena
fatra-panejika ny hafa
madiodio fomba fitafa
tsy rgvtyaq mahitsy sady tsy hkgtqs lafatra
izany anie hiara mahafantatra
ka anio diniho io; fitaratra oldmcw anoloananao io
fa betsaka no mety azo ambarany
indro kely tsy misy farany
ny olombelone
nofo sy rà
tsy misy tonga lafatra...
Auteur/compositeur: Noro Andrianasolo
Nandinihanao tena
Mba tsy hanejikejika foana ny hafa
ianao anie tsy volamena
fa mandia tany ihany isika ka solafaka
miloloha lanitra ka lena
manadio tena tsy lafatra
misy indro tononkira.serasera.org kely ho tefena
fatra-panejika ny hafa
madiodio fomba fitafa
tsy rgvtyaq mahitsy sady tsy hkgtqs lafatra
izany anie hiara mahafantatra
ka anio diniho io; fitaratra oldmcw anoloananao io
fa betsaka no mety azo ambarany
indro kely tsy misy farany
ny olombelone
nofo sy rà
tsy misy tonga lafatra...
Auteur/compositeur: Noro Andrianasolo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Eric TahinaVangy : 2997
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/09/2004 03:11
