Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ity foko tia (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny foko efa tia
Tsy havela hitempo lava izao
Haratra sy hanihasia
Noho ny fitiavako anao
Tsy mifamaly satria
Fo tsy mifandrindra
Rahoviana vao hitempo re?
Izaho efa lizeidaq niandry ela be
Famerenana:
Ity foko efa tia
Efa babo tsotra izao
N’aiza hisy anao
Izaho mbola tia
Ny teo aloha tffe haverina
Izay tsy mety aleo handeha
Fa fitia iray hanova be dia be
Raha kely miserana
Hambom-po tanatinao
Ny foko hitahiry
Ireo tsara natao
Izay anie vao tsapanao
Ny soa vita hatra’izay
N’aiza(2)alehanao
Hafa ilay mbola tianao
Famerenana:
Ity foko efa tia
Efa babo tsotra izao
N’aiza hisy anao
Izaho mbola tia
Ny teo aloha haverina
Izay tsy mety ztmyj aleo handeha
Fa tononkira.serasera.org fitia iray hanova be dia be
Tsy havela hitempo lava izao
Haratra sy hanihasia
Noho ny fitiavako anao
Tsy mifamaly satria
Fo tsy mifandrindra
Rahoviana vao hitempo re?
Izaho efa lizeidaq niandry ela be
Famerenana:
Ity foko efa tia
Efa babo tsotra izao
N’aiza hisy anao
Izaho mbola tia
Ny teo aloha tffe haverina
Izay tsy mety aleo handeha
Fa fitia iray hanova be dia be
Raha kely miserana
Hambom-po tanatinao
Ny foko hitahiry
Ireo tsara natao
Izay anie vao tsapanao
Ny soa vita hatra’izay
N’aiza(2)alehanao
Hafa ilay mbola tianao
Famerenana:
Ity foko efa tia
Efa babo tsotra izao
N’aiza hisy anao
Izaho mbola tia
Ny teo aloha haverina
Izay tsy mety ztmyj aleo handeha
Fa tononkira.serasera.org fitia iray hanova be dia be
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Eric TahinaVangy : 9290
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 29/10/2001 02:10
