ho anao (Eri)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotro ho anao xozpp ity hirako ity malala an !
foiko ho anao am-pitiavana ahatsiarovanao ahy
voatery hisaraka mantsy isika ka hifandao
souvenir foiko ho anao orohy raha mahatsiaro ahy
Tsy fidiny amiko anie ny hisaraka akia ry malala
f’izao no lahatra ho antsika rahavako rehefa tsy anjara
ireo lasantsika tantara no sisa
ireo sangisangy niara-nilalao tsy ho hadinoko rehefa
mahatsiaro anao aho
Atolotro ho anao ity sariko ity malala an !

izao no hafatra sisa apetrako an-dry ewio ry malala
veloma re mahereza nfnf ary mandrampihaona e!

f’izao no lahatra ho antsika rahavako rehefa tsy tononkira.serasera.org anjara

--------
Lien: