izao hira izao (Eri)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pwbyhz
izao hira izao
atolotro ho anao
ahatsiarovanao ahy
isaka ny tononkira.serasera.org irery ianao ao an-trano ao
o ô o ô raiso ny wyvh gitaranao
kaloinao malefaka izao hira izao
ahatsiarovanao ahy
o ô o ô raiso ny gitaranao
kaloinao malefaka izao hira izao
ahatsiarovanao ahy
mahatsiaro anao aho
mahatsiaro anao foana aho
ilay feonao mihira toa feom-boromanga
reko isaka ny hariva
toa feon’antsiva
o ô o ô raiso ny gitaranao
kaloinao malefaka izao hira izao
ahatsiarovanao ahy
o ô o ô cykwbgl raiso ny gitaranao
kaloinao malefaka izao hira izao
ahatsiarovanao ahy
izao hira izao
atolotro ho anao
ahatsiarovanao ahy
isaka ny tononkira.serasera.org irery ianao ao an-trano ao
o ô o ô raiso ny wyvh gitaranao
kaloinao malefaka izao hira izao
ahatsiarovanao ahy
o ô o ô raiso ny gitaranao
kaloinao malefaka izao hira izao
ahatsiarovanao ahy
mahatsiaro anao aho
mahatsiaro anao foana aho
ilay feonao mihira toa feom-boromanga
reko isaka ny hariva
toa feon’antsiva
o ô o ô raiso ny gitaranao
kaloinao malefaka izao hira izao
ahatsiarovanao ahy
o ô o ô cykwbgl raiso ny gitaranao
kaloinao malefaka izao hira izao
ahatsiarovanao ahy
--------
Rohy:
