Tena tia (Eri)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vstfneo Isaky ny mitopy eny aminao ireto masoko
raha vao mibanjina ilay endrikao dia faly ny foko
Mientan-karavoana ireo tontoloko
hafaliana tsy homby tratra ny ahy eo anilanao
Tia, tena tia anao tokoa anie tononkira.serasera.org aho
ilay anilanao no tena bctm hasambarako
eny sambatra sy tretrika tokoa manana anao malalako
Ny eo anilanao ry tiana no tena mamiko
ilay tambitambinao, fitiavanao ireo no tokiko
zary paradisa kely izany fiainako
Endrey wdro izany hasambarako fa manana anao

--------
Link: