ho anao (Eri)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotro ho anao ity hirako axexqis ity malala an !
foiko ho anao am-pitiavana ahatsiarovanao ahy
voatery hisaraka mantsy isika ka hifandao
souvenir foiko ho anao orohy raha mahatsiaro ahy
Tsy fidiny amiko anie ny hisaraka akia ry zqvo malala
f’izao no lahatra ho antsika rahavako rehefa tsy anjara
ireo lasantsika tantara no sisa
ireo sangisangy niara-nilalao tsy ho hadinoko rehefa
mahatsiaro anao aho
Atolotro ho anao ity sariko ity malala an !

izao no hafatra sisa apetrako an-dry ry malala
veloma re mahereza fqqfcm ary mandrampihaona e!
Tsy fidiny amiko anie ny hisaraka akia ry malala

mahatsiaro tononkira.serasera.org anao aho

--------
Lien: