Izaho Tianao (Ely El'rah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ely El'rah feat Eric Mc
Ely El'Rah : Hono ho aho , Madimoazely e
Saika hanotany aho mo wahh va ianao tia ahy
Zaho mantsy te hiteny , fa matahotra sao ianao tsy mila ovbem ahy
Tiko ho heno anie 'lay feoanao miantso hoe Ely oh
Fa na ho ela na ho aingana dia tsarovy fa hiandry aho
Ao mba tantaraiko zay Rehetra ao anaty foko ao
Fa ny ahy no tena ilaiko dia tsy misy hafatsy ianao
Na ho sarotra aza ny lalana dia tsy "quoi" fa hiafiko ihany
Zaho ity anie tsy manana hafatsy ianao eto antany
Rf: Any izay malalako izay e
Mila anazy eto anilako zaho
Mba ho lavitry ny tomany
Zaho tia anao oh! x2
Eric Mc: Mba fanirina anie lay isan'andro lay mitafatafa hiara-dalana aminao
Isan'andro isan'andro dia ilaiko tsiky wpfaa malefaka atolotrao
Tiko ho tsapanao fa misy fitia anatiko ao
Matokisa baby ,fa tsy hamitakanao aho oh
Androany no ilazako ,Andrinao aho manomboka anio
Dia ho mandrakizay "toujours" fitiavana madio
Na tononkira.serasera.org ho sarotra aza ny lalana dia tsy "quoi" fa hiafiko ihany

Zaho tia anao oh! x4

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ely El'rahVangy : 1096
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Tolora
Daty : 18/02/2022 15:24