Misaotra Anao (Ely El'rah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny misaotra anao aho
Tamin'ireo izay vitanao
Na tsy tena fitiavana werf aza no natolotrao ho ahy
Misaotra anao soa ireny satria,
Noheveriko ho tena fitia kanjo,
Toy ny aloka izay miserana ihany
Rf:Ka eny misaotra anao aho
Eny misaotra anao tokoa
Na mangidy aza ireny efa navadika ho soa
Misaotra anao...
Izao fiainako izao tsy nisy raha tsy noho ianao
Nampahery ahy izany ka tsy nataoko ampitomany...
Tsy resy aho na lavo fa nijoro hanakatra ny avo iibfl
Feno tononkira.serasera.org fifaliana aho ,hiezaka ny haniry mba tsy halazo
Hitsilo ny wagpxck hoaviko iny haizana
Hampahery ahy ilay anilanao fahiny...
Ka misaotra anao...
RF(Ka eny misaotra anao aho
Eny misaotra anao tokoa,
Na mangidy aza ireny efa navadika ho soa)×2
(Izao fiainako izao tsy nisy raha tsy noho ianao
Nampahery ahy izany ka tsy nataoko ampitomany)×2
A/C: TOLOJANAHARY Andre Elysee
#Nandika : RANDRIAMANATENA Nirina Fenitriniaina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ely El'rahVisites : 932
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tolora
Date : 20/02/2022 12:58