Hateriko (Ely El'rah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ariva anie zany kiala
zao ve enao vao hody any
ny lalanao anie feno fahavalo

raha mangina de eto ihany ah
vonona ny hiaro
zay mandrody anao any ambadika any ah


Ny lalana feno fahavalo Ve ny amelako anao ande rery any
raha Maninona maninona enao zaho hijala ×2


RF meo ahy tantanako ny tananao
fa zao hanaiky hitsilo ny lalanao
Raha mety dia zaho Eto ho namanao
ao fa ho ateriko enao

Sanatria zaho ny amelanao
satria zaho vonona hianteheranao
RAHA mety de andao dienzao
ao fa ho hateriko enao e


ny fanahinao esory fa zah tsy anjely fa miaro miampy Fitiavana
raha ny lalanao anie feno lavaka zaho vonona ny hitaratra atrany ny dianao
matokia enao
misabadidaka atramin'ny fiainako
raha misy Maninona maninona anao any ambadika any e

Ny lalana feno fahavalo Ve ny amelako anao ande rery any
raha Maninona maninona enao zaho hijala ×2


RF meo ahy tantanako ny tananao
fa zao hanaiky hitsilo ny lalanao
Raha mety dia zaho Eto ho namanao
ao fa ho hateriko enao

zah manaiky ny ho aterinao e
anaiky aterinao ah ooo x4
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ely El'rah
Vangy : 387
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tolora
Daty : 15/02/2022 20:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0746