Ankamantatra (Ely El'rah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekena fa hoe sarotra ny milaFa izay misy aloha no omena
Iriko isika iaraka f'aza mamilafila
Ilay fitiavako mba ekena a
Tsotsotra ihany aho rehefa mba hikôty andry
Fa hatreto mbola ankamantatra ilay fitia
Mba miangavy ihany aho ny hiaraka aminao na kely fotsiny
Izao no tena marina tiako izy fa tsy aiko aloha raha kobony....
Tia anao ihany aho ka miangavy omeo na dia kely
Mba jereo ihany ilay foko efa ela no te hiteny
Tiako ianao nefa indrisy (ankamantatra,,ankamantatra a,,ankamantatra a)
Izao aloha te-hitsiky (fa miandry anao hahafantatra a,,miandry anao hahafantatra)
Ankamantatra a e e e...ilay fitiavantsika iny aky
Ankamantatra a e e e...tiako ianao iny zaho tena tia
(Ankamantatra)×10
Onjan-dranomasina mameno izao tontolo izao
Fitia manankasina izy ity raha tsy fantatrao
Nefa mbola tsy hainy ny fisiny hatramin'izao
Hoe efa hatramin'izay izaho no tena tia anao
Izay mangina ekeko hoe volamena
Tsisy atakaloko anao izay vola omena ahy
Fa ianao ihany ianao hatrany no tiko tiko horehan'ny hatrany an-danitra any
Tia anao ihany aho ka miangavy omeo na dia kely
Mba jereo ihany ilay foko efa ela no te hiteny
Tiako ianao nefa indrisy (ankamantatra,,ankamantatra a,,ankamantatra a)
Izao aloha te-hitsiky (fa miandry anao hahafantatra a,,miandry anao hahafantatra)
Ankamantatra a e e e...ilay fitiavantsika iny aky
Ankamantatra a e e e...tiako ianao iny zaho tena tia
(Ankamantatra)×10
A/C: TOLOJANAHARY Andre Elysee
#Nandika : RANDRIAMANATENA Nirina Fenitriniaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ely El'rahVangy : 560
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tolora
Daty : 22/02/2022 17:32