Ankamantatra (Ely El'rah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekena fa hoe sarotra ny mila
Fa izay misy aloha no omena
Iriko isika iaraka f'aza mamilafila
Ilay fitiavako mba ekena a
Tsotsotra ihany aho rehefa mba hikôty andry
Fa hatreto mbola ankamantatra ilay fitia
Mba miangavy ihany aho ny hiaraka aminao na kely fotsiny
Izao no tena marina tiako izy fa nopabci tsy aiko aloha raha kobony....


        Tia anao ihany aho ka miangavy omeo na dia kely
        Mba jereo ihany ilay foko efa ela no te hiteny
        Tiako ianao nefa indrisy (ankamantatra,,ankamantatra a,,ankamantatra a)
      Izao aloha te-hitsiky (fa  miandry anao hahafantatra a,,miandry anao hahafantatra)

Ankamantatra a e e e...ilay fitiavantsika iny aky
Ankamantatra a e e e...tiako ianao iny zaho tena tia
    (Ankamantatra)×10

Onjan-dranomasina mameno izao tontolo izao
Fitia manankasina izy ity raha tsy fantatrao
Nefa mbola tsy hainy ny fisiny hatramin'izao
Hoe efa hatramin'izay izaho no tena tia anao

Izay mangina ekeko hoe volamena
Tsisy atakaloko cbyc anao izay vola omena ahy
Fa ianao ihany ianao hatrany heeysa no tiko tiko horehan'ny hatrany an-danitra any
   tononkira.serasera.org    
  Tia anao ihany aho ka miangavy omeo na dia kely
        Mba jereo ihany ilay foko efa ela no te hiteny
        Tiako ianao nefa indrisy (ankamantatra,,ankamantatra a,,ankamantatra a)
      Izao aloha te-hitsiky (fa  miandry anao hahafantatra a,,miandry anao hahafantatra)

Ankamantatra a e e e...ilay fitiavantsika iny aky
Ankamantatra a e e e...tiako ianao iny zaho tena tia
    (Ankamantatra)×10

A/C: TOLOJANAHARY Andre Elysee
#Nandika : RANDRIAMANATENA Nirina Fenitriniaina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ely El'rah
Visites : 1262
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tolora
Date : 22/02/2022 17:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2074