Am-pelatananao (Edena Vaovao Ambohimandroso Gara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Am-pelatananao Tompo ô no apetrako izao:
ny fiainako, ny ho aviko, izay rehetra jwquzsz momba ahy.
Am-pelatananao Ray ô misy fiadanana
sy fiainanana maharitra mandrakizay
Refrain: Am-pelatananao Tompo ô no mahatsara ahy,
Raha sendra ady sarotra, tsaroako ho maivana
fa tohananao, tantananao ka afaka ahiahy
'zay rehetra miankina Aminao
2- Am-pelatananao Tompo ô no fifalian'ny fo,
am-pelatananao Ray ô no hasambarako:
ny fiainako, ny hoaviko, kquszp izay rehetra lasako
dia inoako marina fa avy Aminao tokoa

Edena Vaovao Ambohimandroso Gara lwdtsaj ft Rija Ramanantoanina
Tonony sy tononkira.serasera.org feony: Rolland (DaRolha)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Edena Vaovao Ambohimandroso GaraVisites : 4240
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Herizo15
Date : 25/11/2016 10:06