Manolo-tena (Edena Vaovao Ambohimandroso Gara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain: Jesosy ô! atsotrako ny tanako
Mba raiso e, hiantoraka Aminao
Fa manana an'iza moa aho ety
ts'isy afa-tsy Ianao Jesoa Kristy

(Duo)
'nty aho Jesosy ô!
Inty aho manatona Anao
manolo-tena, mitondra ny foko ho Anao
F'hatramin'ny ela no efa niandry ahy Ianao
k'ankehitriny aho manatona Anao.

(Choeur unisson)
'nty aho Jesosy ô!
Inty aho manatona Anao
manolo-tena, mitondra ny foko ho Anao
F'hatramin'ny ela no efa niandry ahy Ianao
k'ankehitriny aho manatona Anao.

Refrain: Jesosy ô! atsotrako ny tanako
Mba raiso e, hiantoraka Aminao
Fa manana an'iza moa aho ety
ts'isy afa-tsy Ianao Jesoa Kristy

Tonony sy feony: Rolland (DaRolha)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Edena Vaovao Ambohimandroso Gara
Vangy : 1621
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Herizo15
Daty : 24/11/2016 13:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.091