Ampidiro aloha ny tenimiafina
Am-pelatananao (Edena Vaovao Ambohimandroso Gara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Am-pelatananao Tompo ô no apetrako izao:
ny fiainako, ny ho aviko, izay rehetra momba ahy.
Am-pelatananao Ray ô misy fiadanana
sy fiainanana maharitra mandrakizay
Refrain: Am-pelatananao Tompo ô no mahatsara ahy,
Raha sendra ady sarotra, tsaroako tononkira.serasera.org ho maivana
fa tohananao, tantananao ka afaka ahiahy
'zay rehetra miankina Aminao
2- Am-pelatananao Tompo ô no fifalian'ny fo,
am-pelatananao Ray ô no hasambarako:
ny fiainako, ny hoaviko, izay rehetra lasako
dia inoako marina fa avy Aminao tokoa
Refrain: Am-pelatananao Tompo ô no mahatsara ahy,
Raha sendra ady sarotra, tsaroako ho iftkjw maivana
fa tohananao, tantananao ka afaka vfprtn ahiahy
'zay rehetra miankina Aminao
Edena Vaovao Ambohimandroso Gara ft Rija gryvas Ramanantoanina
Tonony sy feony: Rolland (DaRolha)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Edena Vaovao Ambohimandroso GaraHits : 4241
Likes : 1 Like
Created by : Herizo15
Date : 25/11/2016 10:06