Fitiavana be (Dzao Lahy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Fitiavako anao, mitombo isan'andro
Sangisanginao, tsy hafoizako anao
Fa tiako dia tiako ianao,
Ka omeko fitiavana be
Fa mahatsiaro irery anie aho raha ilaozanao ela be,
Viavy e
Ah! Manangy e

Fitiavako anao, mitombo isan'andro
Sangisanginao, tsy hafoizako anao
Fa tiako dia tiako ianao,
Ka omeko fitiavana be
Fa mahatsiaro irery anie aho raha ilaozanao ela be
Vaiavy e

ref x2: Aza avela irery e,
Hianjera sao lasan' olona  izy
Ka ho very e

K'aza avela irery ary,
Hianjera sao lasan' olona izy
Ka ho very e

Fa ny antsika roa, ho lamban'akoho
Toa rano sy vary, fitia mifamaly
Fa ny ahy rehefa tiako tiako,
Amena fitiavana be
Fa mahatsiaro irery anie aho, raha ilaozanao ela be,
Viavy e,
Ah, Manangy e

Fa ny antsika roa, ho lamban'akoho
Toa rano sy vary, fitia NATORALY
Fa ny ahy rehefa tiako tiako,
Amena fitiavana be
Fa mahatsiaro irery anie aho, raha ilaozanao ela be,
Vaiavy e

ref x2: Aza avela irery e,
Hianjera sao lasan' olona eo izy
Ka ho very e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Dzao Lahy
Vangy : 1655
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herivola 915
Daty : 25/09/2019 22:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0793