Alao hery (Dzao Lahy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ianao any,izaho aty mahatsiaro
Irery ato an-trano,manina anao zaho
Ireo sangisangintsika ,teny mamy sy afaj ny sisa
Ireo fanaonao ahy ,fahatsoram-panahy
Ref:aza ela ,mangina irery ny ankaninao
Mangatsiaka ny tanànantsika nilaozanao
Zazakely,tomany irery
1)Taona maro lasa izay ,nandaozanao ahy
Ireo sariny mampatsiahy ny fiarahana hatrizay
Kanefa ataoko akory Fa izay no zava-misy
Faingàna Malala ô,hitondra tsikitsiky
Réf:aza ogbcs ela,mangina irery ny ankaninao......
...............................................
Tsy ankilanao zaho mafy Raha ny mahazo
Mafy Raha ny mahazo ny Tiana e
Tsy tononkira.serasera.org ankilanao zaho mandraiky malady zao
Marary cwqioety zaho,zaho ô,iiiiiiiiiiiiii
Mangingina e,ny ao an-tanàna a
Manirery,Ka malahelo (×2)
Aiaiaiaiaiae (×7) Ka malahelo ô

--------
Rohy: