Malagasy misaoma (Dzao Lahy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Na baka atimo , na baka varatra e
Na baka andrefana e , na baka atsinanana e
Malagasy misaoma , mahay malal'azy e
Gasigasy midôla , mahay mikorana rô (× 2)
Tanana havia sy havanana rô Ka mahay mifanohana e
Trano andrefa antsinana rô ze tsy mahalen-kialofana e (×2)
Ah zalah eee ,mahay mifanampy e
Havako aby eee , mahay mifanohana
Malagasy eee , mahay manal'azy e
Tsika jiaby ee, mahay mikorana rô

2) kiritso-baliha e ,dobok'aponga
Angaredona sodina e , arahina lamako ô
Malagasy misaoma a , mahay manal'azy e
Gasigasy ny DZAO Lahy e , mahay mikorana rô (× 2)

Ravoravo Fa Malagasy????????, gasigasy Dzao Lahy Baka Gasikara dzao (×4)
Ieeee , iaieeee eee eya
Malagasy zao tia fihavanana e
Malagasy manaja namana e
Malagasy mifandray tanana
Mifampatoky mahavita Zavatra e(×2)
Alamako , alamako
Avereno , averimbereno baba
Atambaro zay!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Dzao Lahy
Vangy : 254
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Dzao
Daty : 14/08/2023 05:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727