Manakory (Dzao Lahy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)×2 Ô Manakory ee, salama
Manakory aby ny an-tanàna any
Salama va i Dada e,salama va i Neny
Botrabotra va razandrikeliko ao
Salama hono hoe,Salama hono hoe iaa (×2)
Ref: Ô Manakory,DZAO LAHY manao manahoana
Salama hono hoe,Salama hono hoe iae
Iaee , DZAO LAHY manao manahoana
Salama hono hoe ,Salama hono hoe ia
2)×2 - wwzdv ô Manakory, Salama
Manakory aby ny an-tanàna any oieny e
Salama dadatoa, Salama Nenitoa e
Mbola tsara va ra Neniraivoko any
Manakory tononkira.serasera.org e,Salama
Manakory aby ny an-tanàna any
Salama Nenifara gcszqsi ô ,Salama dadafara ô
Mbola tsara va redadanaivoko ao
Salama hono hoe ,Salama hono hoe ia(×2)
Réf: Ô Manakory , DZAO LAHY manao manahoana
Salama hono hoe , Salama hono hoe ia
Iaeee , DZAO LAHY manao manahoana
Salama hono hoe , xhynoblm Salama hono eia

--------
Rohy: