Alao hery (Dzao Lahy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ianao any,izaho aty mahatsiaro
Irery ato an-trano,manina anao zaho
Ireo sangisangintsika ,teny mamy sy ny sisa
Ireo fanaonao ahy ,fahatsoram-panahy
Ref:aza ela ,mangina irery ny ankaninao
Mangatsiaka ny tanànantsika nilaozanao
Zazakely,tomany insa irery
1)Taona maro lasa izay ,nandaozanao ahy
Ireo sariny mampatsiahy ny fiarahana hatrizay
Kanefa ataoko akory Fa izay no zava-misy
Faingàna Malala ô,hitondra tsikitsiky
Réf:aza ela,mangina irery ny ankaninao......
...............................................
Tsy ankilanao zaho mafy Raha tononkira.serasera.org ny mahazo
Mafy Raha ny mahazo ny ekciriwc Tiana e
Tsy ankilanao zaho mandraiky malady zao
Marary zaho,zaho ô,iiiiiiiiiiiiii
Mangingina e,ny ao fcmpsr an-tanàna a
Manirery,Ka malahelo (×2)
Aiaiaiaiaiae (×7) Ka malahelo ô

--------
Rohy: