Alao hery (Dzao Lahy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ianao any,izaho aty mahatsiaro
Irery ato an-trano,manina anao zaho
Ireo sangisangintsika ,teny mamy sy ny sisa
Ireo fanaonao ahy ,fahatsoram-panahy
Ref:aza ela ,mangina irery ny ankaninao
Mangatsiaka ny tanànantsika nilaozanao
Zazakely,tomany irery

1)Taona maro lasa izay ,nandaozanao ahy
Ireo sariny mampatsiahy ny fiarahana hatrizay
Kanefa ataoko akory Fa izay no zava-misy
Faingàna Malala ô,hitondra tsikitsiky
Réf:aza ela,mangina irery ny ankaninao......
...............................................

Tsy ankilanao zaho mafy Raha ny mahazo
Mafy Raha ny mahazo ny Tiana e
Tsy ankilanao zaho mandraiky malady zao
Marary zaho,zaho ô,iiiiiiiiiiiiii

Mangingina e,ny ao an-tanàna a
Manirery,Ka malahelo (×2)
Aiaiaiaiaiae (×7) Ka malahelo ô
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Dzao Lahy
Visites : 228
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Dzao
Date : 13/08/2023 08:00
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0734