Hirahirantsika (Dillie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Raha handeha ianao
Hanalavitra anay
Hisara toerana indray
Hadinoy ny alahelo
Ny hirahirantsika
Iray takariva svmnvmk izay
Ka raha manina ianao
Izay no hira hirao
1
Fa raha ho any ary ianao izahay aty koa mahatsiaro
Fa ho eo akaikinao mandrakariva
Raha malahelo ianao, raha mahatsiaro ianao
Aza adinoina ilay hira, hirahirantsika
2
Fa izay namanao any toy ny aty koa ahatsiaro
Mbola hiverina ianao ka hanalavitra azy ireo
Rehefa tononkira.serasera.org tonga eo akaikinay hiara-hira indray
Efa natao ho antsika izay httsgw hira cvzzdkba izay

--------
Rohy: