Ianareo dia taranaka voafidiny (Dedesse)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IANAREO DIA TARANAKA VOAFIDY
1-Ianareo dia taranaka voafidiny
Nanehoan’i Tompo ny indrafony
Eny misaora ny fitiavany
Fa natsangany ianao ho tononkira.serasera.org zanany
REFRAIN
Aoka bmlwn ho iray izay hotompoinareo
Ampy ho ahy ireo zavatra miseho
Fa raha laagrqb errz izaho sy ny ankohonanay
Dia hanompo an’i Jehovah Ray
2-Isika izao dia eo anivon’ny Antikristy
Mampivily saina manangoly
Tohero ireo, tohero hatramin’ny farany
Ampanekeo ireo, ambarao koa ny sitrapon’i Ray
3-Ry tanora ny fiangonan’i Kristy
Ambarao ny sitrapon’i Tompo
Henoy ny feony, araho koa ny hitsin-dalany
Koa meteza mba hiaraka aminy
SEDERAH GOSPEL

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : DedesseHits : 345
Likes : 0 Like
Created by : Ambatonjara
Date : 16/12/2025 08:36