Manantena aho (Dedesse)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola misy ireo ratsy fanahy
Izay voakaraman-dry zalahy, any ho any
Ampio izy ireo, vonjeo
Fa diso lalana ka vonjeo
Tsy tsapany akory ny vokatry ny fifankatiavana, eeeh mampalahelo!!!

Manantena aho fa hiova avokoa
Hiova ho zava-tsoa
Ny fiainantsika taloha
Raha mifankatia tokoa
Manantena aho
Manantena aho e e eh!
Manantena aho, ô o ôh!
Manantena aho ô o ôh
Fa ho tanteraka
Manantena aho
Manantena aho e e eh!
Manantena aho, ô o ôh!
Manantena aho ô o ôh
Fa ho tanteraka

Angamba ho toy ny paradisa an-tany
Ny eto raha tanteraka izany
Indray andro any
Hirehitra avokoa ny jiro
Hazava daholo ireo lalana
Izay vao ho tsapantsika ny vokatry ny fifankatiavana
Izay vao la! lai! lai! lai! lai! la !

Manantena aho fa hiova avokoa
Hiova ho zava-tsoa
Ny fiainantsika taloha
Raha mifankatia tokoa
Manantena aho
Manantena aho e e eh!
Manantena aho, ô o ôh!
Manantena aho, ô o ôh!
Fa ho tanteraka
Manantena aho
Manantena aho e e eh!
Manantena aho
Manantena aho ô ôh!
Fa ho tanteraka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Dedesse
Vangy : 99
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dahfara
Daty : 24/05/2024 13:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0125