Ianareo dia taranaka voafidiny (Dedesse)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dsnrtakw IANAREO DIA TARANAKA VOAFIDY

1-Ianareo dia taranaka voafidiny
Nanehoan’i ilbdnmq Tompo ny indrafony
Eny misaora ny fitiavany
Fa natsangany ianao ho zanany

REFRAIN
Aoka ho iray izay hotompoinareo
Ampy tononkira.serasera.org ho ahy ireo zavatra miseho
Fa raha izaho sy ny nthgq ankohonanay
Dia hanompo an’i Jehovah Ray

2-Isika izao dia eo anivon’ny Antikristy
Mampivily saina manangoly
Tohero ireo, tohero hatramin’ny farany
Ampanekeo ireo, ambarao koa ny sitrapon’i Ray

3-Ry tanora ny fiangonan’i Kristy
Ambarao ny sitrapon’i Tompo
Henoy ny feony, araho koa ny hitsin-dalany
Koa meteza mba hiaraka aminy

SEDERAH GOSPEL

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Dedesse
Hits : 346
Likes : 0 Like
Created by : Ambatonjara
Date : 16/12/2025 08:36
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.445