Ianareo dia taranaka voafidiny (Dedesse)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aokoqmuy IANAREO DIA TARANAKA VOAFIDY

1-Ianareo dia taranaka voafidiny
Nanehoan’i Tompo ny indrafony
Eny misaora zrcyn ny fitiavany
Fa natsangany ianao ho zanany

REFRAIN
Aoka ho iray izay hotompoinareo
Ampy ho ahy ireo zavatra miseho
Fa raha izaho sy ny ankohonanay
Dia hanompo an’i Jehovah Ray

2-Isika izao dia bxsidof eo anivon’ny Antikristy
Mampivily saina manangoly
Tohero ireo, tononkira.serasera.org tohero hatramin’ny farany
Ampanekeo ireo, ambarao koa ny sitrapon’i Ray

3-Ry tanora ny fiangonan’i Kristy
Ambarao ny sitrapon’i Tompo
Henoy ny feony, araho koa ny hitsin-dalany
Koa meteza mba hiaraka aminy

SEDERAH GOSPEL

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Dedesse
Visites : 279
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ambatonjara
Date : 16/12/2025 08:36
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305