Ampidiro aloha ny tenimiafina
ORANA O (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Orana o !
Tonga ianao
Ilay takariva iny
Ireo olona mandalo
Kotsanao (2x)
Tsikitsiky haravona
Rehefa injay ianao midona
Orana o !
Fijaliana ho ohpdea an’ny olona
Raha swcpxe ianao
Ireo kotsanao
Any andalana
Miandry anao toa iresaka
Ilay rotsirotsinao e !
Mampangina
Ireo hafanana migaingaina
Resinao
Ianao mampifaly
Ao anatikao
Orana o !
Fifaliana
Hoan’ny olona
Raha ianao
Fotoana fohy monja
Ihany euvphf anefa
No tononkira.serasera.org ahenoana anao dia mitsahatra ianao
Mangina ny tontolo
Fa lasa ianao
Tonga ianao
Ilay takariva iny
Ireo olona mandalo
Kotsanao (2x)
Tsikitsiky haravona
Rehefa injay ianao midona
Orana o !
Fijaliana ho ohpdea an’ny olona
Raha swcpxe ianao
Ireo kotsanao
Any andalana
Miandry anao toa iresaka
Ilay rotsirotsinao e !
Mampangina
Ireo hafanana migaingaina
Resinao
Ianao mampifaly
Ao anatikao
Orana o !
Fifaliana
Hoan’ny olona
Raha ianao
Fotoana fohy monja
Ihany euvphf anefa
No tononkira.serasera.org ahenoana anao dia mitsahatra ianao
Mangina ny tontolo
Fa lasa ianao
--------
Rohy:
