MANINA FOANA (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina foana aho
Isan’andro vaky izao
Mandra foana aho
Fa efa ela notsy nahita anao
Manina foana aho
Te dnkg hiara hitovitovy aminao
Manina ngcwrvrp foana aho
A ! a ! tononkira.serasera.org a ! a !
Nefa noho
Ny elanelan-tany izay mihatra
Dia tsy afaka
Manao anzany (2x)
Ilay Tompo Andriamanitra
No ivavahako
Ilay Tompo Andriamanitra
No angatahiko
Izay zavatra iriko
Sy urcxa izay mba tiako (2x)
Nefa noho
Ny elanelantany izay nihatra
Dia tsy afaka
Manao an’izany (2x)
Isan’andro vaky izao
Mandra foana aho
Fa efa ela notsy nahita anao
Manina foana aho
Te dnkg hiara hitovitovy aminao
Manina ngcwrvrp foana aho
A ! a ! tononkira.serasera.org a ! a !
Nefa noho
Ny elanelan-tany izay mihatra
Dia tsy afaka
Manao anzany (2x)
Ilay Tompo Andriamanitra
No ivavahako
Ilay Tompo Andriamanitra
No angatahiko
Izay zavatra iriko
Sy urcxa izay mba tiako (2x)
Nefa noho
Ny elanelantany izay nihatra
Dia tsy afaka
Manao an’izany (2x)
--------
Rohy:
