ALEOKO TSY MANAMBOLA (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleoko tsy manambola (2x)
Toy izay very havana (2x)
Havana hono izy e !
wqie Raha manana harena be
Fa tsy havana kosa izy e !
plnk Raha mikorosy tononkira.serasera.org ny fiainana e !
Aleo very tsikalakalam-pihavanana
Toy izay very tsaikalakam-bola
Fa ny vola houmqz miteraka havana
Fa ny havana
Mandany vola e ! (2x)
Toy izay very havana (2x)
Havana hono izy e !
wqie Raha manana harena be
Fa tsy havana kosa izy e !
plnk Raha mikorosy tononkira.serasera.org ny fiainana e !
Aleo very tsikalakalam-pihavanana
Toy izay very tsaikalakam-bola
Fa ny vola houmqz miteraka havana
Fa ny havana
Mandany vola e ! (2x)
--------
Rohy:
