Tsika 2 Avao (D-Lain)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanakory fiaina toy laha tsy nisy anao o!
Zaho anie tsy mahafoy, sagnatria handao o!
Soa avao fa Zagnahary e! mahay mandamina e!
Nampifanojo antsika ho tokantrano araiky e!

Mana zaho manan'anao o! ravady e!
Mana zaho manan'anao o! fitiavako o!
Tsika roa avao tsy miala e! hatramin'ny farany e!
Misaotra anao, misaotra anao, misaotra anao.

Sedra maro nifamahofaho o! nandalovantsika iaby e!
Tsy nampiontsona ahy sy ianao o! vao mai-nahery ilay fitia e!
Manjeky e! Manjeky e! mahery vaika
Harem-beko anao o! ireharehako o!

Mana zaho manan'anao o! ravady e!
Mana zaho manan'anao o! fitiavako o!
Tsika roa avao tsy miala e! hatramin'ny farany e!
Misaotra anao, misaotra anao, misaotra anao.

Magneva miaraka e! fady anay ny misaraka e!
Olo 'fa natambatra e! hatrany am-parany e!e!e!e!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : D-Lain
Vangy : 577
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : litarazavar
Daty : 10/10/2023 13:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0804