Tsika 2 Avao (D-Lain)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanakory fiaina toy laha tsy nisy anao o!
Zaho anie tsy mahafoy, sagnatria handao o!
Soa avao fa Zagnahary e! mahay mandamina e!
Nampifanojo antsika ho tokantrano araiky e!
Mana zaho manan'anao o! ravady e!
Mana zaho manan'anao o! fitiavako o!
Tsika roa avao tsy miala e! hatramin'ny farany e!
Misaotra anao, misaotra anao, misaotra anao.
Sedra maro nifamahofaho o! nandalovantsika iaby e!
Tsy nampiontsona ahy axosjgcl sy ianao o! vao mai-nahery ilay fitia e!
Manjeky e! Manjeky e! mahery imumzo vaika
Harem-beko anao o! ireharehako o!

Misaotra anao, nzzhhbmo misaotra anao, misaotra anao.
Magneva miaraka tononkira.serasera.org e! fady anay ny misaraka e!
Olo 'fa natambatra e! hatrany am-parany e!e!e!e!
Magneva miaraka e! fady anay ny misaraka e!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : D-LainVangy : 1691
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : litarazavar
Daty : 10/10/2023 13:48