Mangiky (D-Lain)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy manjary e!, ny raha ataoko ato ô!
Depuis 'gny fotoagna nialanao taketo ô!
Tsy maha omankany, fa 'lay aminao agny e!
Ny foko, ny saiko isan'andro isan'andro tononkira.serasera.org ô!

Manakambo moa ny tena, ka miseho mahery e!
Nefa ny anatiko ao tsy mba mahafoy agnao vady e!
Ka wyjdvyme na ino hadisoako, hivalozako baby e!
'Zaho tsy mahatokan-tena, qutixmvz miamby agnao ny trano ô! ô!

Ref:
*'Zaho mangiky e!, mangiky e!
'Zaho mangiky e!, revaly e!
Fiaigna toy tsy ampy sira, raha tsy misy anao ô! (x2)
(X2)

Pont:
Ka tsy misy anao ny fiainako fa hainao avao e!
Moromorotse tsizarizary ai! aihai!!
Ka na magnontany tegna ami-momba ahy 'ty fonao ô!
Mipoliagna malaky e!, fa iha ro tiako ô!
E!he!!, iha ro tiako ô!aôhô!!, malala eh! e!
Iha ro tiako ô!!! hôôô!!, Iha ro tiako ô!!!

('Zaho mangiky e!...)
Malala eh! e!, iha ro tiako ô!, miamby agnao ny trano ai! aihai!!

*Mangiky e!(x3)
Mipoliagna malaky e!, fa iha ro tiako ô!

Ref:
*'Zaho mangiky e!, mangiky e!
'Zaho mangiky e!, revaly e!
Fiaigna toy tsy ampy sira, raha tsy misy anao tqkwkg ô! (X4)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : D-Lain
Visites : 4281
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 02/09/2022 08:39
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0716